7 Lah 1000 Toe-karena FANJIFANA Sarona ireo entana lany daty nokasaina hamidy www.gvalosoa.com Noho ny fihotsahan’ny tany, vokatry ny riaka mandeha amin’ny arabe amin’ny lalana any amin’ ny lalampirenena voalo- hany (RN1) iny amin’izao fotoana, dia ahiana ho ta- paka izany lalam-pirenena izany. Ny RN1 dia làlana mampitohy an'Antanana- rivo sy Tsiroanomandidy, lalampirenena izay ani- san'ireo tsara indrindra eto amintsika ankehitriny. Tan- didonin-doza ireo mpan- deha amin’izany lala na izany noho io fihotsahana amin’ny lalana io. Afaka kely an’ Analavory no ahi- tana izany fahasimbana amin’i ty lalana ity izany. Aly Talata 7 janoary 2020 Ny fahasimbana amin’ny RN1, afaka an’Analavory. Tany mihotsaka Ahiana ho tapaka ny lalampirenena voalohany (RN1) Azo lazaina ho faly ireo mpia- sam-panjakana, raha nilaza ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny faran’ny taona lasa teo, fa haka- rina 13% ny karaman’ny mpia- sam-panjakana. Sambany no nisy izany hoy izy nefa raha ny tena marina, tsy nisy fampaka- rana karama tamin’ny taon-dasa ary raha miampy ny amin’ity taona ity, izay tsy fisian’ny fam- pakarana tamin’ny herintaona izay dia izay no manome ilay fampakarana 12,7% ao amin’ny tetibolam-panjakana fa tsy 13% akory aza. Raha resaka tetibola, mbola volabe izany 0,3% izany. Ankoatra izay, ny manana ka- rama betsaka no tena hahazo tombontsoa amin’io fampaka- rana io, satria ny mikarama 200 000 Ar dia tsy hisy afa-tsy 26000 Ar ny fanongan’ny karamany, fa ny mandray 1 tapitrisa Ar isam- bolana ohatra, mahatratra hatra- min’ny 130 000 Ar ny fison- drotana ho azony, izany hoe toy ny tain’alika izy ity ka ny avo ihany no tovonana. Ny mpiasa hafa toy ny mpiasa amin’ny tsy miankina dia mbola tsy fantatra ny mahakasika azy ireo momba ity fisondrotana ity, ny mpiasa tena sy ny sarambabem-ba- hoaka ihany koa tsy hahazo izay anjara masoandrony, noho izany, tsy maintsy hampakatra ny vidin-javatra izay hamidiny sy vokariny ireo mpiasa tena mba hanentsenana ny banga tokony ho fenoina ho azy ireo, satria ny fampakarana 13% ny karama dia azo lazaina fa ampahany vitsy amin’ny vahoaka Malagasy ihany, eo amin’ny 2 hetsy la- tsaka izy ireo, miohatra amin’ny vahoaka Malagasy manontolo miisa 25 tapitrisa. Noho izany, ny maro an’isa ihany no hibaby ny voka-dratsin’izao fampaka- rana ho 13% ny karaman’ny mpiasam-panjakana vitsy an’isa izao. Aly Fanondrotana karama 13% Hampidangana ny vidim-piainana HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange : 032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 PHARMACIES DE GARDE 04/01/20 hatramin’ny 11/04/20 - RAKOTOARIVONY (Analakely en face lycée Rabearivelo) 020 22 240 64/034 45 222 05 - SANTE (Behoririka 1ère à droite après Station Shell) 020 22 540 32/ 032 05 540 32 / 033 12 434 73 / 034 70 684 04 - H (Andrefan'Ambohija- nahary) 032 05 111 65/034 14 011 65 - NY AINA (Andravoa- hangy Ambony) 020 22 229 95 - AICHA (près CENAM 67ha) 020 22 620 02 Mpiandry raharaha Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY MATEX Imprimerie Fametrahana 1000-01-2020 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony Ireo entana lany daty, sarona dia nopotehana, tany Sambava. E o amin’ny sehatry ny fanjifana ny entana samy hafa ilain’ny mponina andavanandro, sarona tany Sambava, faritra Sava, ireo entana lany daty no- kasaina hamidy amin'ny mpanjifa. Tranga mampala- helo no misy amin'ny mpivarotra maromaro, izay mbola minia mivarotra entana efa fantany fa lany daty, izay misy fiantraikany amin'ny fahasalaman'ny mpanjifa. « Manerana ny faritra SAVA dia samy nahatratrarana avy », hoy ny Talem-paritry ny varotra sy ny fanjifana, Be Christophe teo ampamotehana ireo entana lany daty ny zoma teo, sady nampianatra ny olona izay tsy ma- nana fahazarana amin’ny fijerana ny daty misoratra amin’ireo entana hovidiany, mba ho mahina hatrany manomboka izao. «Nahoana no miverimberina foana ireo tranombarotra izay hahatratrarana zavatra tahaka ity ka mbola mamerina hatrany izay raisinay ho fanam- poizina anay», hoy ny fanontanian'ny mpanjifa. Mila mailo hatrany arak’izany ny mpanjifa, hijery ny daty amin’ireny entana samy hafa ireny, izay ilainy amin’ny fiainany andavanandro. Stefa Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 305 Mitsivalana - Kalanoro - Ala – Tava (Miv) - Na – Diana - Dimy – Io - Inona – Ry - Dada – AAA - Tiko (Miv) Mitsangana - Kandida - Alaina - La – Mody - Dina - Nay - Ovay – Ak - Ranoray - Ota – Tay (Miv) V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 0 0 4 4 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Fitafiana fahiny – Iray 2. Milaza fotoana 3. Fialamboly – Anaty rano 4. Hazo marobe – Atody vokatra 5. Mamarana ny fianarana 6. Tsipy (Miv) – Mari-bola 7. Tolonao 8. Ovaina toe- rana 9. Lalao baolina (Miv) – Atsahatra 10. Mivazo – Tsirinteny (Miv) Mitsangana A. Vohay – Hekitara B. Tanàna iray ao Avaradrano – Repo- blika D. Mampifandray toerana samihafa – Ao amin’ny va- tana E. Vizana – Fitaovana fanadiovan trano (Miv) F. May (BR) – Kopy mitovy G. Foibe – Fanitarana H. Mpanondro toerana – Nisintaka I. Mpanondro – Zava-maneno J. Anela- nelan’ny taona – Matoanteny (Miv) K. Tsy marina (Miv) – Tso- foka Mitsivalana 1. Taranany 2. Diso (Miv) – Lap(a) 3. Nanahary 4. Ako – Tale (Miv) 5. Ma- nina (Miv) – Os(y) 6. Inona ? – Basy 7. Si – Kisoa (Miv) 8. Ony – Mi – Tsy 9. Na – Laninay (Miv) 10. Aiky – Alamo Mitsangana A Tana(masoandro) – Anosy (Miv) B. Aka- ninay D. Ronono E. Asa – Ina – YY F. Ni- hena – Ma G. Adala – Aina H. Rambo – Il(o) I. Tily (Miv) – Antsa (Miv) J. Masiso (Miv) K. Mpitsikilo Valiny Teny mifanaraka 0304 Andosirana Tsapa Natoky (BR) Toerana Zava-maitso (BR) Ora fiasana Ilo (Miv) Tovona (Miv) Maro loko (Miv) Fihaonambe Hekitara Nitondra zaza Naman’Ikoto Fetsy Mpanjaka Kaloko Matoanteny Taova (BR) Misintaka (Miv) TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 305