Top Banner
5 Lah 996 Samihafa www.gvalosoa.com BAsket-BAll fifANiNANANA AfrikANA Misolotena an’i Madagasikara any kigali rwanda ny GNBC Talata 17 desambra 2019 Ny ekipan’ny GNBC basket-ball, hitondra ny fanevan’i Madagasikara any Afrika. Ny fanolorana fanomezana ireo ankizy kamboty zanaka polisy maty tam-perinasa. Efesiana 6: 12 “Fa isika tsy mitolona amin’ny nofo aman-drà, fa amin’ny fanapahana sy amin’ny fanjakana sy amin’ny mpanjakan’izao faha- maizinana izao, dia amin’ny fanahy ratsy eny amin’ny rivotra”. Ry mpamaky sy mpihaino ny hafatra rehetra, ry zanak’olombelona tsy an- kanavaka ambonin’ny tany ô! Aoka hino sy hanaiky na iza na iza. Ry an- drefana, ry atsinanana, ry atsimo, ry avaratra, iray ihany no nanamboarako izany fizaran-tany izany, sady fahai- zako no fahendreko. Telozoro efatra: Ray, Zanaka, Fanahy Masina, Olombelona. Tsy misy afa-miala amin’izany na iza na iza. Sahaninay ireo fa saingy koron- tanin’i losifera ary dia indro fa idirany na dia aty amin’ny faritra ambony aza. Fa tsy manana na inona na inona ami- n’izany i losifera. Na izany aza anefa misy ny fanafahana azo atao, misy ny famonjena azo atao, misy ny fanavo- tana tokony hatao, misy ny fanapa- hana tokony hapetraka dia izay AHY JEHOVAH izany. Mandra-panaikina- reo ho iray dia mahazo vahana i losi- fera sy ny miaramilany. Mandra- pinoanareo izay lazaiko dia anjakaza- kany ny vazan-tany efatra. Mandra-pa- naikinareo Fahamarinana dia vao maika manome vahana azy ireo. I lo- sifera dia maniraka fanahy maro, be dia be, mandrava sy manapotika ny tany, sy mifehy izay rehetra ao aminy, amin’ny afo, tany, rano, rivotra: Afo : TATY, LAL, SAVÔKA Tany: MAKA, AGNA, SAVY Rivotra: MADILY, SOSOKA, MON Rano : KAMAKA, TARK, RATY Fa misy koa ilay mifehy ny tany irahin’i losifera TAVTAV no anarany miasa amin’ny alina, RONDAV no miasa ami- n’ny atoandro miaraka amin’ny miara- milany. Misy koa ireo fanahy ratsy apetrany toy eny amin’ny planètes re- hetra eny toa an-dry GONAV, FINDAV, FAVNAV, PRADNAKAV, SASANAV, HALAPAV. Ireo dia mamorona toy ny hoe fahazavana, kintana. Fa hoy AHO aminao hoe sandoka ireo, mihazona izay aty ambony rehetra, tsy avy AMIKO. Mba mailo ry olombelona ô! Fa ho avy ireo karazam-piainana toa mifanaraka amin’ireo voalaza etsy am- bony. Tandremo fa mitondra any amin’ ny fahafatesana. Indreto misy anarana fanahy ratsy tokony ho fantatrareo. FANAHY- VATANA-SAINA Fanahy: KONDOA, FANTY, HAMO- RANE Ratsy fanahy: PAPARK FO Fo: MANTA, SANDARY, VANDASK Otri-po: HANGORO Famoizam-po: HAVENETA SAINA Saina: LOLOMA, DAFY, MAKAVY Fahaverezan-tsaina: HAVTIR, VARANGY Korontan-tsaina: LOLONGORO Ati-doha: RAMATOLO Hadalana: GIGAMALA, GARAGA Lasa saina, mandefa fisainana : FLANGA Adin-tsaina: GALALA Dondrona, Donto : PADAVERY Tsy mandalo fianarana: SALAMBAR Manam-pahaizana : LAMORY VATANA Ati-doha : RAMATOLO Maso : TONGOLONGO Orona: LOSOKA Sofina: HAVAMBA Vava : GANGA Nify : LASY Lela : LAKA Tenda : RARANGO Tratra : SOSAVY Hazon-damosina : TOTO Valahana : BONGOPO Sandry : MONGALY Tanana : FIFINGO Taova : HABANGO, TANTITY Kibo : SINGANDY Volo : TIMPY Tarehy : GELOV Fivaviana : VANTONGY Filahiana : RANGO Fijangajangana : HA- GRANA, PLATINGY Filàna : TAVONDO Fanahy manambady : BOZY Hozatra : LABONETY Tongotra : SISINGO Fe, foto-pe : MANAGY Faladia : TOTONA Hoditra : HALANAY Mason-koditra : VONDRY Moana : RARAO Taolana : LOVERINY Mifehy fiainan’olombelona : VIVIRATE Mpanafika : TAGMAGAR TOETRA Fifandirana : RAPR, LATE, SAGOVY Fandrafiana : HAMA, TANDONDO Be resaka, vavàna, mifosa : DROTR Mitabataba : KRATANA Be famaliana : PAVENGY Be marenina : RATOVIDY, SADON- GORO Avonavona : RAMAS, Fitiavan-tena : FITIF Fanambonian-tena : NÔNAY, VALAB Manava-tena : DRATIMA Saro-piaro amin’ny ratsy : HASINAS Mitoka-monina: HEDY, PIPELA Manary tena: BATONA, PAPARANDY Tia hafetsena : SLOBAR Mpanao amboletra : LALAV, LALANGO Fanahy Miverimberina : FANGANGO Mpiampanga : DOLALA, TATOANGA Mifanditra : BORAMA, LATE, RAPR, SAGOVY Mifanilika : KARAMAN Mitsitokotoko : VOVONAKA Mpanavakavaka : PARATY Mijery tavan’olona : LOVANDASY Mpanala baraka : PONGORONGO Mpangalatra : SWAGDA, POTOSY Mpiteny ratsy : GASGAR VOLA Vola : KRAK, DASKANE, MAMÔNA Fitiavam-bola : GRÔNA, GORONADY Fahihirana : MATARA Mirobaroba : LAMASKA Fahantrana : MAMARA Filibana : GAGARA Mpanjana-bola : DAMARKO Kolikoly : POGVAR Mpandroba : GODONGO Mpangata-bola : GOERA Mpanararaotra : TATNY, HAROTY, SE- SIMONA Mitomany : BOAGA, SOSOTA Fifampiandaniana : VONGELMA Miangatra (zanaka): SNAZAPNA Miangatra (mpiasa) : TOZKAR Miangatra (fitaizana havana) : PO- PONGNA Kidnapping : PRIPAGY Hatendan-kanina : KRONDA Tsy mety mihinan-kanina : KAIMA Mampifady hanina : JOLAMA Mpangataka hanina : MAGO FAHAFATESANA –FATY- RAZANA Famonoan-tena : MISK Mpifofo aina : PAPO, RAGADO Mpamono olona : SISATA, LAMON- GORO Mpandringana : FIDONGO Fikasihan-tanana : GOGOLONA Faty : GRONGO Razana : TATRATY Mpampiasa tanana na tongotra mana- korontana: MASALA, DONAMA, KADY Tsy mahatombina : TSONA Mitondra mandositra : HANGOLO Maniraka : SOLAY, HORANA Mampirisika : BOTELY Mpiambina : HANO, RATA Manaloka : LOLODA Mampitahotra, mandrahona : RA- FANGO, RAMPA FIVAVAHANA Faminaniana sandoka : VANGANDASY Batisan’ny Fanahy Masina sandoka : BROTANDY Fahitana sandoka : SONTALY Mpisandoka : HADOSKA Fiangonana : TOHAGA, GLAK, TOTONA Mpanompon’i Jehovah : RITOVY, DOGA Mpandrava asan’i Jehovah : SISKA, BEGODÔ, BROANA, BIGOGO Fampianaran-diso : DAGONA, PA- RÔSY, RAKRA Fihodinana amin’i Jehovah : RATÔM Fihemorana : RAGON Mpivadika amin’i Jesosy : LAVINGY Tsy afaka mivavaka, tsy manaiky hiva- vaka : SOVIRIMA, GRANDY Tsy mino, vetaveta : HOMONGO Mampizarazara Fiangonana : GIAMS, TOSM, GAF Mifehy (miambina) ny mpanompon’i Jehovah : MARD, IVOMEG, PARD MANAKANA FIFOHAZAM-PANAHY BARONA, MAGOVIGY, FIGIGY, PA- PAGODO, PADORAGA, RAVASY, LISKA, LAVAGODORONA, FRODI, IVMASY, FILINGY, MAGARY FIRENENA-TANY-MPITONDRA Mamatotra filoham-pirenena : MAGA- HAM, LOHORG Firenena : KAOK, GRAMAN, HABAB Miambina mpitondra ambany masoan- dro : MÔG, FOR, SOGAD Tanàna : RITÔ, FAON, RAOTO Efitra (desert) : HASARA Vatolampy : LOVY Saha : FASY Tendrombohitra : DANTALY Fasika : MENGOVY Farihy : NOTAZA Dobo : GIGAVY Fantsakana : HABAKA Ranomasina : BOBOKARY, HIVIVY Hazo (ivavahana) : GAMA Faritany : JANGATO Planète : RAVIN, TOTOL, TOMRON, GONAV, FINDAV, FAVNAV, PRADNA- KAV, SASANAV, HALAPAV Mifehy ny tany amin’ny alina: TAVTAV Mifehy ny tany amin’ny andro RONDAV Fako (mirongo, mihinana): DANTO Fasana : PONGO Tohero fa fahavalo avokoa ireo; Amen! Mbola hitohy. Amen! JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKI- ZAY Telephone : 033 12 461 43, 034 44 966 48 E-mail: [email protected] Facebook : Jehovah Andriamanitra page Radio: Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina 5ora 45min- 6ora Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina 6ora 30min -7 ora RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12 ora 30min Gazety efa miara-miasa, Ny Valosoa Vaovao (www.gvalosoa.com): mivoaka Talata sy Asabotsy Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontolo izao (GV 176), Madagasikara 15 desambra 2019 Misolotena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana Afrikana hatao any Kigali renivohitr’i Rwanda ny GNBC, ekipan’ny Zandarimariam-pirenena eo amin’ny taranja basket-ball, tompon-dakan’i Madagasikara eo amin’ny sokajy lehilahy. Hisolotena an'i Madagasikara amin'ny lalao Elite 16 Basketball Africa League (BAL) ny GNBC, izay hanomboka anio 17 desambra ka ha- tramin’ny 22 desambra 2019 ho avy izao. Noho izay antony izay, notanterahina tao amin'ny biraon'ny Jene- raly Richard Ravalomanana, Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria ny fitsofan-drano azy ireo. Nananatrànatra ny Minisitra ny amin'ny fanarahana ny fitsipi-pitondratena ho endrika tsara ho an'ny Malagasy rehetra, ka manantena vokatra tsara avy amin'izy ireo. Notolorana vatsy mitentina 10.000.000 Ar avy amin'ny anaran'ny Zandarimariam-pirenena manokana izy ireo, ankoatr'ireo efa azo avy amin'ny ministera hafa sy ny federasiona. Araky ny tenin'ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria dia manohana azy ireo ny Malagasy rehetra toa ny fanohanana ny ekipan'ny Barea. Lita Akanin’ny Polisy Ambatolampy Nahazo fanomezana noho ny fety ho avy ireo ankizy kamboty miisa 69 Ny fetin'ny noely no fotoana fampifaliana ny ankizy sy fanolorana fanomezana ho azy ireo. Ho an'ny Polisim- pirenena dia manana ireo zaza kamboty tezaina any Ambatolampy ny Minisitera. Tsy nanadino azy ireo ny avy ao amin’ ny Minisiteran'ny filaminam- bahoaka, izay notarihin’Andriamato¬a Minisitra, Ny Contrôleur Général de Police Rafanomezantsoa Roger, sy ny Tompon’andraikitra isan-tsokajiny ao anivon’ny Minis- tera, ary ny fikambanan’ny Vadina Polisy sy ny Polisy vavy (FIVAPOVA), izay nitondra fanomezana ho an’ireo ankizy miisa 69 tao amin’ny akany amin'izao fa- hatongavan'ny fety izao. Bisikileta , baolina , kitapo efa misy fitaovam-pianarana, boky, akanjo, lay misy ody moka, kaopy misy ny sary sy anaran'ny ankizy tsirairay avy, ireo no santionan'ny fanomezana nomena ireo zaza kamboty ireo. Tsy hadino ihany koa ny nizara mofo mamy sy vato mamy ho azy ireo. Manoloana ireo fanomezana marobe dia tsy nohadi- noin’ireo ankizy ny nisaotra ny Minisitera ary nanome toky, fa hiezaka hatrany amin’ny fahendrena sy ny filo- fosana amin’ny fianarana izy ireo. Raha ny taom-pia- narana 2018-2019 tokoa no asian-teny dia tena hita fa namiratra amin’ny fianarana ny ankizy tezaina ao amin’ny akany. Porofon’izany ny taham-pahafaham- pana¬dinana ambony dia ambony, izay nahatratra zato isan-jato ho an'ny fanadinana Baccalauréat farany teo. Mbola ankizy tao amin’ny akany ihany koa i Raveloson Mirasoa Nirina, izay nahazo ny laharana voalohany ta- min’ny fanadinana BEPC farany teo, tany amin’ny fari- tra Vakinankaratra. Niaina
1

Samihafa Talata 17 desambra 2019 5 Faminaniana sy … · Talata sy Asabotsy Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontolo izao (GV 176), Madagasikara 15 desambra 2019 Misolotena

Feb 07, 2020

Download

Documents

dariahiddleston
Welcome message from author
This document is posted to help you gain knowledge. Please leave a comment to let me know what you think about it! Share it to your friends and learn new things together.
Transcript
Page 1: Samihafa Talata 17 desambra 2019 5 Faminaniana sy … · Talata sy Asabotsy Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontolo izao (GV 176), Madagasikara 15 desambra 2019 Misolotena

5Lah 996Samihafawww.gvalosoa.com

BAsket-BAll fifANiNANANA AfrikANA

Misolotena an’i Madagasikara

any kigali rwanda ny GNBC

Talata 17 desambra 2019

Ny ekipan’ny GNBC basket-ball, hitondra ny fanevan’i Madagasikara any Afrika.

Ny fanolorana fanomezana ireo ankizy kamboty zanaka polisymaty tam-perinasa.

Efesiana 6: 12 “Fa isika tsy mitolonaamin’ny nofo aman-drà, fa amin’nyfanapahana sy amin’ny fanjakanasy amin’ny mpanjakan’izao faha-maizinana izao, dia amin’ny fanahyratsy eny amin’ny rivotra”.

Ry mpamaky sy mpihaino ny hafatrarehetra, ry zanak’olombelona tsy an-kanavaka ambonin’ny tany ô! Aokahino sy hanaiky na iza na iza. Ry an-drefana, ry atsinanana, ry atsimo, ryavaratra, iray ihany no nanamboarakoizany fizaran-tany izany, sady fahai-zako no fahendreko.

Telozoro efatra: Ray, Zanaka, FanahyMasina, Olombelona. Tsy misy afa-miala amin’izany na izana iza. Sahaninay ireo fa saingy koron-tanin’i losifera ary dia indro fa idiranyna dia aty amin’ny faritra ambony aza.Fa tsy manana na inona na inona ami-n’izany i losifera. Na izany aza anefamisy ny fanafahana azo atao, misy nyfamonjena azo atao, misy ny fanavo-tana tokony hatao, misy ny fanapa-hana tokony hapetraka dia izay AHYJEHOVAH izany. Mandra-panaikina-reo ho iray dia mahazo vahana i losi-fera sy ny miaramilany. Mandra-pinoanareo izay lazaiko dia anjakaza-kany ny vazan-tany efatra. Mandra-pa-naikinareo Fahamarinana dia vaomaika manome vahana azy ireo. I lo-sifera dia maniraka fanahy maro, bedia be, mandrava sy manapotika nytany, sy mifehy izay rehetra ao aminy,amin’ny afo, tany, rano, rivotra: Afo : TATY, LAL, SAVÔKATany: MAKA, AGNA, SAVYRivotra: MADILY, SOSOKA, MONRano : KAMAKA, TARK, RATYFa misy koa ilay mifehy ny tany irahin’ilosifera TAVTAV no anarany miasaamin’ny alina, RONDAV no miasa ami-n’ny atoandro miaraka amin’ny miara-milany. Misy koa ireo fanahy ratsyapetrany toy eny amin’ny planètes re-hetra eny toa an-dry GONAV, FINDAV,FAVNAV, PRADNAKAV, SASANAV,HALAPAV. Ireo dia mamorona toy nyhoe fahazavana, kintana. Fa hoy AHOaminao hoe sandoka ireo, mihazonaizay aty ambony rehetra, tsy avyAMIKO. Mba mailo ry olombelona ô!Fa ho avy ireo karazam-piainana toamifanaraka amin’ireo voalaza etsy am-bony. Tandremo fa mitondra any amin’ny fahafatesana. Indreto misy anaranafanahy ratsy tokony ho fantatrareo.

FANAHY- VATANA-SAINA

Fanahy: KONDOA, FANTY, HAMO-RANERatsy fanahy: PAPARK

FO

Fo: MANTA, SANDARY, VANDASKOtri-po: HANGOROFamoizam-po: HAVENETA

SAINA

Saina: LOLOMA, DAFY, MAKAVYFahaverezan-tsaina: HAVTIR, VARANGYKorontan-tsaina: LOLONGOROAti-doha: RAMATOLOHadalana: GIGAMALA, GARAGALasa saina, mandefa fisainana :FLANGA

Adin-tsaina: GALALADondrona, Donto : PADAVERYTsy mandalo fianarana: SALAMBARManam-pahaizana : LAMORY

VATANA

Ati-doha : RAMATOLOMaso : TONGOLONGO Orona: LOSOKASofina: HAVAMBAVava : GANGANify : LASYLela : LAKATenda : RARANGO

Tratra : SOSAVYHazon-damosina :TOTOValahana : BONGOPOSandry : MONGALYTanana : FIFINGOTaova : HABANGO,TANTITYKibo : SINGANDYVolo : TIMPYTarehy : GELOVFivaviana : VANTONGYFilahiana : RANGOFijangajangana : HA-GRANA, PLATINGYFilàna : TAVONDOFanahy manambady :BOZYHozatra : LABONETYTongotra : SISINGOFe, foto-pe : MANAGY

Faladia : TOTONAHoditra : HALANAYMason-koditra : VONDRYMoana : RARAOTaolana : LOVERINYMifehy fiainan’olombelona : VIVIRATEMpanafika : TAGMAGAR

TOETRA

Fifandirana : RAPR, LATE, SAGOVYFandrafiana : HAMA, TANDONDOBe resaka, vavàna, mifosa : DROTRMitabataba : KRATANABe famaliana : PAVENGYBe marenina : RATOVIDY, SADON-GOROAvonavona : RAMAS, Fitiavan-tena : FITIFFanambonian-tena : NÔNAY, VALABManava-tena : DRATIMASaro-piaro amin’ny ratsy : HASINASMitoka-monina: HEDY, PIPELAManary tena: BATONA, PAPARANDYTia hafetsena : SLOBARMpanao amboletra : LALAV, LALANGOFanahy Miverimberina : FANGANGOMpiampanga : DOLALA, TATOANGAMifanditra : BORAMA, LATE, RAPR,SAGOVYMifanilika : KARAMANMitsitokotoko : VOVONAKAMpanavakavaka : PARATYMijery tavan’olona : LOVANDASYMpanala baraka : PONGORONGOMpangalatra : SWAGDA, POTOSYMpiteny ratsy : GASGAR

VOLA

Vola : KRAK, DASKANE, MAMÔNAFitiavam-bola : GRÔNA, GORONADYFahihirana : MATARAMirobaroba : LAMASKAFahantrana : MAMARAFilibana : GAGARAMpanjana-bola : DAMARKOKolikoly : POGVARMpandroba : GODONGOMpangata-bola : GOERAMpanararaotra : TATNY, HAROTY, SE-SIMONAMitomany : BOAGA, SOSOTAFifampiandaniana : VONGELMAMiangatra (zanaka): SNAZAPNA Miangatra (mpiasa) : TOZKARMiangatra (fitaizana havana) : PO-PONGNAKidnapping : PRIPAGYHatendan-kanina : KRONDATsy mety mihinan-kanina : KAIMAMampifady hanina : JOLAMAMpangataka hanina : MAGO

FAHAFATESANA –FATY- RAZANA

Famonoan-tena : MISK

Mpifofo aina : PAPO, RAGADOMpamono olona : SISATA, LAMON-GOROMpandringana : FIDONGOFikasihan-tanana : GOGOLONAFaty : GRONGORazana : TATRATYMpampiasa tanana na tongotra mana-korontana: MASALA, DONAMA, KADYTsy mahatombina : TSONAMitondra mandositra : HANGOLOManiraka : SOLAY, HORANAMampirisika : BOTELY Mpiambina : HANO, RATAManaloka : LOLODAMampitahotra, mandrahona : RA-FANGO, RAMPA

FIVAVAHANA

Faminaniana sandoka : VANGANDASYBatisan’ny Fanahy Masina sandoka :BROTANDYFahitana sandoka : SONTALYMpisandoka : HADOSKAFiangonana : TOHAGA, GLAK, TOTONAMpanompon’i Jehovah : RITOVY, DOGAMpandrava asan’i Jehovah : SISKA,BEGODÔ, BROANA, BIGOGOFampianaran-diso : DAGONA, PA-RÔSY, RAKRAFihodinana amin’i Jehovah : RATÔMFihemorana : RAGONMpivadika amin’i Jesosy : LAVINGYTsy afaka mivavaka, tsy manaiky hiva-vaka : SOVIRIMA, GRANDYTsy mino, vetaveta : HOMONGOMampizarazara Fiangonana : GIAMS,TOSM, GAFMifehy (miambina) ny mpanompon’iJehovah : MARD, IVOMEG, PARD

MANAKANA FIFOHAZAM-PANAHY

BARONA, MAGOVIGY, FIGIGY, PA-PAGODO, PADORAGA, RAVASY,LISKA, LAVAGODORONA, FRODI,IVMASY, FILINGY, MAGARY

FIRENENA-TANY-MPITONDRA

Mamatotra filoham-pirenena : MAGA-HAM, LOHORGFirenena : KAOK, GRAMAN, HABABMiambina mpitondra ambany masoan-dro : MÔG, FOR, SOGADTanàna : RITÔ, FAON, RAOTOEfitra (desert) : HASARAVatolampy : LOVYSaha : FASYTendrombohitra : DANTALY Fasika : MENGOVYFarihy : NOTAZADobo : GIGAVYFantsakana : HABAKARanomasina : BOBOKARY, HIVIVYHazo (ivavahana) : GAMAFaritany : JANGATOPlanète : RAVIN, TOTOL, TOMRON,GONAV, FINDAV, FAVNAV, PRADNA-KAV, SASANAV, HALAPAVMifehy ny tany amin’ny alina: TAVTAVMifehy ny tany amin’ny andro RONDAVFako (mirongo, mihinana): DANTOFasana : PONGOTohero fa fahavalo avokoa ireo;

Amen!

Mbola hitohy.

Amen!

JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKI-ZAY

Telephone : 033 12 461 43, 03444 966 48

E-mail:[email protected]

Facebook : Jehovah Andriamanitrapage

Radio:

Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina5ora 45min- 6ora

Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina6ora 30min -7 ora

RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12ora 30min

Gazety efa miara-miasa, Ny ValosoaVaovao (www.gvalosoa.com): mivoakaTalata sy Asabotsy

Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontoloizao (GV 176), Madagasikara 15 desambra 2019

Misolotena an’i Madagasikara amin’ny fifaninananaAfrikana hatao any Kigali renivohitr’i Rwanda nyGNBC, ekipan’ny Zandarimariam-pirenena eo amin’nytaranja basket-ball, tompon-dakan’i Madagasikara eoamin’ny sokajy lehilahy. Hisolotena an'i Madagasikaraamin'ny lalao Elite 16 Basketball Africa League (BAL)ny GNBC, izay hanomboka anio 17 desambra ka ha-tramin’ny 22 desambra 2019 ho avy izao. Noho izayantony izay, notanterahina tao amin'ny biraon'ny Jene-raly Richard Ravalomanana, Sekreteram-panjakanamiadidy ny Zandarimaria ny fitsofan-drano azy ireo.Nananatrànatra ny Minisitra ny amin'ny fanarahana nyfitsipi-pitondratena ho endrika tsara ho an'ny Malagasyrehetra, ka manantena vokatra tsara avy amin'izy ireo.Notolorana vatsy mitentina 10.000.000 Ar avy amin'nyanaran'ny Zandarimariam-pirenena manokana izy ireo,ankoatr'ireo efa azo avy amin'ny ministera hafa sy nyfederasiona. Araky ny tenin'ny Sekreteram-panjakanamiadidy ny Zandarimaria dia manohana azy ireo nyMalagasy rehetra toa ny fanohanana ny ekipan'nyBarea.

Lita

Akanin’ny Polisy Ambatolampy

Nahazo fanomezana noho ny fety hoavy ireo ankizy kamboty miisa 69

Ny fetin'ny noely no fotoana fampifaliana ny ankizy syfanolorana fanomezana ho azy ireo. Ho an'ny Polisim-pirenena dia manana ireo zaza kamboty tezaina anyAmbatolampy ny Minisitera. Tsy nanadino azy ireo nyavy ao amin’ ny Minisiteran'ny filaminam- bahoaka,izay notarihin’Andriamato¬a Minisitra, Ny ContrôleurGénéral de Police Rafanomezantsoa Roger, sy nyTompon’andraikitra isan-tsokajiny ao anivon’ny Minis-tera, ary ny fikambanan’ny Vadina Polisy sy ny Polisyvavy (FIVAPOVA), izay nitondra fanomezana hoan’ireo ankizy miisa 69 tao amin’ny akany amin'izao fa-hatongavan'ny fety izao. Bisikileta , baolina , kitapo efamisy fitaovam-pianarana, boky, akanjo, lay misy odymoka, kaopy misy ny sary sy anaran'ny ankizy tsirairayavy, ireo no santionan'ny fanomezana nomena ireozaza kamboty ireo. Tsy hadino ihany koa ny nizaramofo mamy sy vato mamy ho azy ireo.Manoloana ireo fanomezana marobe dia tsy nohadi-noin’ireo ankizy ny nisaotra ny Minisitera ary nanometoky, fa hiezaka hatrany amin’ny fahendrena sy ny filo-fosana amin’ny fianarana izy ireo. Raha ny taom-pia-narana 2018-2019 tokoa no asian-teny dia tena hita fanamiratra amin’ny fianarana ny ankizy tezaina aoamin’ny akany. Porofon’izany ny taham-pahafaham-pana¬dinana ambony dia ambony, izay nahatratra zatoisan-jato ho an'ny fanadinana Baccalauréat farany teo.Mbola ankizy tao amin’ny akany ihany koa i RavelosonMirasoa Nirina, izay nahazo ny laharana voalohany ta-min’ny fanadinana BEPC farany teo, tany amin’ny fari-tra Vakinankaratra.

Niaina