MASOMBOLY NOHATSARAINA SY VOAMARINA Masomboly nohatsaraina : Mamokatra kokoa Masomboly voamarina : Manaraka ireo fepetran’ny masomboly tsara kalitao. Ny fanovana masomboly dia atao isaky ny 3 taona : FOFIFA : 020 54 08 114 ; CASTELLS : 034 18 356 71 SD Mad : 034 03 030 05 ; ANDRIKO : 033 02 811 10 SCAA : 034 01 419 21 ; CFAMA Abb : 034 04 196 54 Fifantenana amin’ny rano Ho an’ny masomboly betsaka dia kororohina tsara ny masomboly ary atao anaty rano madio tsara avy eo, afangaro tsara amin’ny tanana ary esorina izay voa mitsingevana ka ny voa sisa tavela izay mipetraka any amin’ny fanambanin’ny daba ihany no azo antoka atao masomboly. Fampitsiriana Mba Hanafainganana ny fitsirian’ny voambary, Mba ahazoana zanaketsa mitovy habe ary hiara-hitombo sy hitovy tantana tsara dia: Alona anaty rano@ daba na rano mandeha mandritra ny 2 andro farafahelany araka ny karazam-bary. Raha amin’ny daba dia tsy maintsy soloina indray mandeha farafahakeliny ny rano mba hisian’ny oxygène. Ny masomboly dia mitsimoka ara-dalana ao anaty ranomandeha. Ka Ny hafainganan’ny fitsiriana dia miankina @ maripana. Ka noho izany dia tokony ho jerena matetika ny fivoaran’ny masomboly. Tsy atao anaty rano intsony ny voa ary aotrika amin’ny toerana mafana mandrapaha- vaky vazana azy. Mba hanamorana ny famafazana dia tsy tokony atao mando be ny masomboly afafy FIKARAKARANA NY TANINKETSA VITA SORITRA o Hahamora ny fifehezana ny rano amin’ny fampidirana rano sy ny fandritana. o Hampitovy tantana tsara ny zanabary sy hahamora ny fiavotana ary ny fikarakarana azy. o Tokony asiana rano hatrany hatrany ny lakan-drano Fitondrana zezika@ taninketsa Zezi-pahitra masaka tsara sy malemy : 2 kg / m² Zezibazaha NPK : 30 g / m² Famafazana 1/Fatran’ny masomboly : ho an’ny tanimbary 1 ha: (1 kg @ masomboly = 4 kapoaka) Elanelana 25 sm x 20 sm : 30kg/ha na 3 kg/makazato Elanelana 25 sm x 15 sm : 35 kg/ha na 3,5 kg/makazato. 2/Fotoam-pamafazana : Ny volana Desambra ny fafy no tsara, farafahatarany fiandohan’ny Janoary azo antoka tsara ny fisian’ny rano @io fotoana io Raha ohatra mbola tsy mahazo rano ny tanim-bary dia tsy Taninketsa 10ara Lakan-drano 7m 1.5m 1.5m 1.5m 1.5m 5m → Mandavaka lakan-drano ↘ Mandavaka sakany 20 sm fampidiran- drano ary mamatratra tany ampiasaina amin'ny fandravonana Tsy mety Tena Tsara
4
Embed
Fifantenana amin’ny rano Fitondrana zezika@ …...intsony ny rano avy eo. tokony mbola hanetsa. Lasa antitra ny zanabary ka manimba ny vokatra miakatra izany. Nefa raha azo antoka
This document is posted to help you gain knowledge. Please leave a comment to let me know what you think about it! Share it to your friends and learn new things together.