Top Banner
Antananarivo. Ireo kandida IRD ho Loholon’i Madagasikara, ny 11 Desambra 2020 Lundi, 26 Octobre 2020 13:34 - Mis à jour Lundi, 26 Octobre 2020 13:45 Nampahafantarina ny Zoma 23 Octobra 2020, tao amin’ny ARENA Ivandry, ireo kandida ao anaty lisitra IRD (Isika rehetra miaraka amin’ny Filoha Andry Rajoelina) hirotsaka ho fidiana ho Senatora eo anivon’ny Antenimieran-doholona, ho an’ny Faritanin’Antananarivo, ny 11 Desambra 2020. Ireto avy ary ny anarany, araka ny laharany ka ny roa voalohany ny hatolotra ho fidiana, satria roa isaky ny Faritany enina ny Loholona ho fidian’ny mpifidy vaventy izay misolo tena ny vahoaka : 1 / 3
3

Antananarivo. Ireo kandida IRD ho Loholon’i Madagasikara, ny 11 … · 2021. 1. 24. · Antananarivo. Ireo kandida IRD ho Loholon’i Madagasikara, ny 11 Desambra 2020 Lundi, 26

Jan 27, 2021

Download

Documents

dariahiddleston
Welcome message from author
This document is posted to help you gain knowledge. Please leave a comment to let me know what you think about it! Share it to your friends and learn new things together.
Transcript
  • Antananarivo. Ireo kandida IRD ho Loholon’i Madagasikara, ny 11 Desambra 2020Lundi, 26 Octobre 2020 13:34 - Mis à jour Lundi, 26 Octobre 2020 13:45

    Nampahafantarina ny Zoma 23 Octobra 2020, tao amin’ny ARENA Ivandry, ireo kandida aoanaty lisitra IRD (Isika rehetra miaraka amin’ny Filoha Andry Rajoelina) hirotsaka ho fidiana hoSenatora eo anivon’ny Antenimieran-doholona, ho an’ny Faritanin’Antananarivo, ny 11Desambra 2020.

    Ireto avy ary ny anarany, araka ny laharany ka ny roa voalohany ny hatolotra ho fidiana, satriaroa isaky ny Faritany enina ny Loholona ho fidian’ny mpifidy vaventy izay misolo tena nyvahoaka :

    1 / 3

  • Antananarivo. Ireo kandida IRD ho Loholon’i Madagasikara, ny 11 Desambra 2020Lundi, 26 Octobre 2020 13:34 - Mis à jour Lundi, 26 Octobre 2020 13:45

    1) RAZAFIMAHEFA Herimanana

    2) RABETSAROANA SYLVAIN

    3) RAJAONARISON DINA

    4) RANDRIATAHIRILALAO JACQUES

    5) RAKOTONDRASOA JOSEPH

    2 / 3

  • Antananarivo. Ireo kandida IRD ho Loholon’i Madagasikara, ny 11 Desambra 2020Lundi, 26 Octobre 2020 13:34 - Mis à jour Lundi, 26 Octobre 2020 13:45

    Fanamby lehibe izay raisin’ireto kandida Antananarivo ireto rehefa ho lany izy dia ny fitondranany feon’ireo vondrom-paritra isan-tokony eny anivon’ireo mpanatanteraka ; ny fanomezana nyhevitra rehetra ilaina hanasoavana ny tany sy ny firenena mba hisian’ny tena fampandrosoanamarina sy mirindra ary miara-miasa amin’ny Gouvernemanta. Mba hanatanterahana ny Veliranoizay hoentina ampandroso an’i Madagasikara dia tsy maintsy miray hina ny Andrim-panjakana.

    Ny dikany : tokony tsy misy Andrim-panjaka manao sakana izay hevitra mahasoa ny tany sy nyfirenena. Tsy misy rahateo ny fampandrosoana vanona raha tsy misy firaisankina sy faampianaara-pitaovana sy ara-bola ho an’ireo vondrom-paritra samihafa. Tsy maintsy atao ihany koa izayhamatsiana ireny kaominina ireny mba hanany fitoniana rehefa miasa. Soratra Andry Rakotonirainy - Sary Harilala Randrianarison

    3 / 3